KAROTY
-         
Manatsara ny
fahitana 
-         
Manatsara ny
oditra 
-         
Mandamina ny
siramamy ao anaty
-         
Manamafy ny hery
fiarovana 
-         
Mampatanjaka ny
aty
TONGOLO 
-         
Manampy ny saina 
-         
Mamono
otrik’aretina,holatra sy parasite
-         
Miady amin’ny tioberkilaozy
-         
Hisorohana ny
diabeta 
-         
Mamono bakteria
sy mikraoba 
-         
Mifehy ny tosidrà
VOATABIA 
-         
Miady amin’ny
homamiadan’ny nono sy ny prostate
-         
Mapidina ny
tahan’ny menaka maloto sy tsy ilan’ny vatana
-         
Misoroka ny AVC
-         
Manakarena
vitamine A, C, E 
-         
Manatsara ny
fandevonan-kanina 
-         
Afaka manampy
ahazoana kibo mafy tsara sy tsy miroraka 
-         
Miady amin’ny
diabeta sy ny fiakaran’ny tosidrà
COCOMBRE 
-         
Manala mony 
-         
Manala point noir
-         
Mapikatona
masokoditra 
-         
Manadio tarehy 
BARANJELY
-         
Mety ohanin’ny
olona diabétique 
-         
Hahitana singa
minéral maro iny nofobeany iny toy ny seleniom sy caroténoide izay mahatanora
ny hodi-tava 
-         
Ahitana vitamine
A, C, E 
-         
Ny hodiny dia
ahitana antioxydants, anthocyanines ary acides phénoliques.
-         
Kely ny tahan’ny
glucide,lipide ary ny proteine ao anatiny.
-         
Manampy amin’ny
fiasan’ny aty sy ny tsinay 
-         
Mampihena ny
tahn’ny cholestérol
-         
Misoroka aminny
homamiadan’ny tsinay 
OVY 
-         
Mampaniry volo 
-         
Ny hodiny
hanaronana ny volofotsy hiova ho gris hoan’izay misy volofotsy 
-         
Manadio ny
hoditava 
-         
Manala ketrona 
-         
Manasitrana ny
vavony 
BETRAVE 
-         
Ahitana vitamine
A 
-         
Ahazoana fibre,
-         
Ny fakany koa dia
ahitana vitamine C
-         
Ahitana magnesium
izy,fer,phosphore
-         
Mety hanadiovana
rà 
-         
Hanadiovana fery
-         
Mety ampiasaina
ho amin’ny fampidinana tosidrà izy
-         
Mampitony ny
rarin-tsaina ny fahazotoana mampiasa azy
-         
Mampihena ny
tahan’ny choléstérol
SOSETY
-         
Tsara ho an’ny
fo :loharanon’ny vitamine B
-         
Manampy miaro
amin’ny fiavianny homamiadana noho ny fisian’ny vitamine C 
-         
Manampy ny vatana
hamokatra hery ny manganezy,ny proteine 
-         
Miaro amin’ny
fitohanana ny fibres ao anatiny
-         
Manampy aminny
fampidinana ny tosidrà ny potasium 
-         
Tsara ho an’ny
ati-doha ny vitamone B6 entiny 
-         
Mampitombo ny
fitadidina 
 
