TOMBOTSOA AZO AVY SAKAFO

 TOMBOTSOA AZO AVY SAKAFO

KAROTY

-          Manatsara ny fahitana

-          Manatsara ny oditra

-          Mandamina ny siramamy ao anaty

-          Manamafy ny hery fiarovana

-          Mampatanjaka ny aty

 

TONGOLO

-          Manampy ny saina

-          Mamono otrik’aretina,holatra sy parasite

-          Miady amin’ny tioberkilaozy

-          Hisorohana ny diabeta

-          Mamono bakteria sy mikraoba

-          Mifehy ny tosidrà

 

VOATABIA

-          Miady amin’ny homamiadan’ny nono sy ny prostate

-          Mapidina ny tahan’ny menaka maloto sy tsy ilan’ny vatana

-          Misoroka ny AVC

-          Manakarena vitamine A, C, E

-          Manatsara ny fandevonan-kanina

-          Afaka manampy ahazoana kibo mafy tsara sy tsy miroraka

-          Miady amin’ny diabeta sy ny fiakaran’ny tosidrà

 

COCOMBRE

-          Manala mony

-          Manala point noir

-          Mapikatona masokoditra

-          Manadio tarehy

 

BARANJELY

-          Mety ohanin’ny olona diabétique

-          Hahitana singa minéral maro iny nofobeany iny toy ny seleniom sy caroténoide izay mahatanora ny hodi-tava

-          Ahitana vitamine A, C, E

-          Ny hodiny dia ahitana antioxydants, anthocyanines ary acides phénoliques.

-          Kely ny tahan’ny glucide,lipide ary ny proteine ao anatiny.

-          Manampy amin’ny fiasan’ny aty sy ny tsinay

-          Mampihena ny tahn’ny cholestérol

-          Misoroka aminny homamiadan’ny tsinay

 

OVY

-          Mampaniry volo

-          Ny hodiny hanaronana ny volofotsy hiova ho gris hoan’izay misy volofotsy

-          Manadio ny hoditava

-          Manala ketrona

-          Manasitrana ny vavony

 

BETRAVE

-          Ahitana vitamine A

-          Ahazoana fibre,

-          Ny fakany koa dia ahitana vitamine C

-          Ahitana magnesium izy,fer,phosphore

-          Mety hanadiovana rà

-          Hanadiovana fery

-          Mety ampiasaina ho amin’ny fampidinana tosidrà izy

-          Mampitony ny rarin-tsaina ny fahazotoana mampiasa azy

-          Mampihena ny tahan’ny choléstérol

 

SOSETY

-          Tsara ho an’ny fo :loharanon’ny vitamine B

-          Manampy miaro amin’ny fiavianny homamiadana noho ny fisian’ny vitamine C

-          Manampy ny vatana hamokatra hery ny manganezy,ny proteine

-          Miaro amin’ny fitohanana ny fibres ao anatiny

-          Manampy aminny fampidinana ny tosidrà ny potasium

-          Tsara ho an’ny ati-doha ny vitamone B6 entiny

-          Mampitombo ny fitadidina

 

 

Read More