Lalàm-piainana ny fampiasana ny vatana sy ny
fihetsehan’ny vatana. Fampiasan-tena ara-dalàna
ankalamanjana, fahazotoana, mitondra famelombelomana, mandresy ny stress, matanjaka
ny hozatra, mampirindra ny vanin-taolana, mampiverina ny hery,voaofana ny
fo, midina ny tosi-drà, ara-dalana ny tahan’ny siramamy, manatanjaka ny hery
fiarovana, miaro @fidiran’ny mikraoba sy cancer. Manana ezaka hanatratra ny
tanjona,mahery miaritra. Mahatonga ny torimaso mora azo.
Ny
karazana fampiasan-tena:
- Dia an-tongotra
- Fikarakarana zaridaina
- Lomano
- Ny fitondrana bisikileta
- Fampiasana tena hafa
Facebook Comment