- Ny toaka
- Ny sigara
- Kafeine:
kafe, dite, sokolà, analgésiques, soda.
Ahoana
ny fiasan’ny kafeine ao anaty ny vatantsika?
Manome hery eo no eo ao anaty ny
antidoha sy ny retsika.
Manova ny toe-po sy ny
fitondran-tena.
Ratsy ny torimaso.
Kizitina,mora tohina,vizana.
Aretim-bavony: Vay.
Mora voan’ny homamiandana.
Vavony,Voa, Avokavoka,Tsinaibe,Lalan-kanina,
Tatavy avo 2 heny ho an’ny vehivavy.
Mampiakatra ny tosi-drà.300%
Aretim-po.
Mampitombo ny tahan’ny
fahafahan-jaza.
Mampihena ny lajan’ny zaza ao
am-bohaka sy mampihena ny fitombon’ny zaza am-bohaka.
Mamorona olana @fitombon’ny
taolana.
Ny kafeine dia mety mapitompombo ny
fitempon’ny fo.
Mahatonga ny fitempon’ny fo
miovaova.
Mampiakatra ny tahan’ny tavy.
Manafaingana ny fivainganan’ny rà.
Ny fahampian’ny otrikaina sy sira
mineraly :Kalsioma,vy,vitamina B.Ny kalsioma ve
Ny TOAKA
Ny Toaka
dia fahavalom-pokon’olona voalohany indrindra,ary zava-mahadomelina izay
mampidin-doza indrindra.Ny Toaka dia mamono olona in5 avo heny,miteraka
olana,mandany vola,manapotika fianakaviana maro ny zava-mahadomelina.
Antony
antsasakin’ny lozam-piarakodia afatesana olona maro.Ny loza any am-piasana sy
any an-trano. 0,02% fikorotanan’ny saina,mampitombo ny fandikan-dalàna.
Ny
asan’ny Toaka :
-Aretim-bavony :
vay
-Mamotika
ny selan’ny Aty.Tsy mahomby intsony ny asan’ny Aty.
Ny
Toaka sy ny atin-doha : Mora
tezitra,herisetra ao an-tokantrano,firaisana ara-nofo mahamoafady.Manapotika ny
ati-doha ny toaka.Manapotika ny tsoka (moelle
osseuse),mampihena ny hery fiarovana.Mampitombo aretina.Tsy fahampian’ny
otrikaina sy ny sira mineraly.
Mety
hahavoa ny homamiandana na dia vera 3 isan-kerinandro aza.Fiakaran’ny
tosi-drà.Fahatapahan’ny lalan-dra na AVC.
Ny
Toaka sy ny vohaka :Fahatarana eo amin’ny
fitomboan’ny saina.
Ankehitriny,manana
olana @Toaka ve ianao? Voangian’ny kafeine ve ianao?
TSIA
Torohevitra
ho anao:
- Mandro
@rano Mafana.
- Misakafo
maraina tsara
- Tsy
mandray sigara na paraky
- Misotro
rano betsaka
- Atao
akaiky ny dite ravimboafotsy
- Manaova
fanazaran-tena
- Matoky
an’Andriamanitra
« Koa
raha ny zanaka ny hahafaka anareo,dia ho afaka tokoa ianareo » Jao
8 :36