- Be
vitamine C zay manamafy ny taolana,ohatra amin'izany ny Nify.
- Ahitana
vitamine P,ka manala havizanana.
- Manampy
fihazonan'ny vatana ny kalsioma.
- Miaro
ny tsiranoka ao @vavony,manampy ny asan'ny aty sy ny sarakaty.
- Mampihen
ny tahan'ny cholestérol sy ny diabete.
- Manafotsy
ny Nify ary manala "tarte".
- Kobanina
@rano misy citron in2 Isan-kerinandro ny vava.
- Mamelombelona,manadio,manalefaka
ny hoditra.
- Manala
ny marokoroko @hoditra (kiho,lohalika,voditongotra).
 Ny hodiny
Misy
lasantsy ny hodiny citron,atao ody sery sy tazo.Tsakoina miaraka @hodiny avy
hatrany mba tsy ho very ilay lasantsy.
Ny
sinusite
Ranona
citron ampiana sira in1 mitsaingoka dia ampiana rano matimaty kely.Dia iny ny
atete amin'ny vavakorona in2 na in3 isan'andro.
Ny
aretin'andoha
Tetehana
boribory ny citron dia apetaka eo @fihirifana.Mapisento ny aretin'andoha
aingana izany.
Fanamarihana:Rehefa mampiasa azy iny mihitsy vo didiana ilay citron,fa
mora lasan'ny rivotra sy hazavana ny hery ao aminy.
1
JAONA 3:2 "Ry Malala mangataka aho mba
hambinina sy ho salama @zavatra rehetra anie hianao,tahaka izay anambinana ny
fanahinao ihany."
 
