Misy karazany 2 ny lalan-drà
Ny
Artère: Mitondra ny rà avy any àfo makany
@vatana rehetra.
Ny Veine: Mamerina ny rà avy any @vatana rehetra makany @fo.
Ny Fiakaran’ny tosi-drà
Toy ny
tuyau Elastika ny lalandrà salama:
afaka
mikainkona na mifintina mihatery
Ary afaka
mitatra mihamalalaka
Pression
maxima: 14 mmhg
Manosika
ny rà hibosesika anaty artère ny fo.
Pression
minima: 7 mmhg
Tsy
manosika ny fo,miverina mifintina @toetrany teo aloha ny artère.
Fomba
ahoana no mahatonga ny tension ho ambony ?
Antony
voalohany: manosika mafy loatra ny fo
Stress,
adrénaline,Épices,alcool,Nicotine,drogues.
Antony
faharoa: henjana loatra ny
lalan-drà
Nicotine,
goudron, fibrose, fahanterana.
Antony
fahatelo: tsentsina ny lalan-drà
Nicotine,
goudron,tavy sy jabora.
Antony fahefatra: mikainkona ny
lalan-drà
Reflexe,
eritreritra , tsy ampy torimaso, harerahana.
Antony
fahadimy: be loatra ny fatran’ny rà
Be sira
loatra,Simba ny voa,Tsy miasa ny voa.
Fanamarinana: fadio ny jabora,taoka sy ny sigara, goudron, nicotine, STRESS,
tebiteby, ahiahy, adin-tsaina.
Fitsaharana (repos)
Na
mihinana na misotro ianareo, na inona na inona ataonareo, dia ataovy ho voninahitr’Andriamanitra
izany rehetra izany.
Exercice (asa)
Apetraho
aminy ny fanahianareo rehetra fa Izy no miahy anareo