Ny asan’ny rivotra madio:
-Manampy ny asa fanadiovana ataon’ny
avokavoka.
-Mihazona ny vatana ho salama.
-Manetsika ny fikorian’ny rà
-Mpampahira-tsaina
-Mandajalanja tsara
-Manana fifantohana
-Manampy @fieritreretana lalina 
-Manetsika @fahazotoan-komana sy fandevonan-kanina
-Mpampahita tory tsara sy mamelombelona 
Ny tokony atao: 
Tandremana ny rivotra misy poizina sy maloto.Dia aoka ho
zatra mitraka tsara raha mandeha na mipetraka.Sokafy vao maraina ny
varavarakely.Manao fosefoana lalina in10 raha vao mifoha.
-
 
