Ny soja dia anisan’ny legume ary ny soja maina no tena be
mpampiasa.Izy ihany koa dia mampateza.Ny soja dia fanafody izay tsy itantsika
maso ny fiasany moramora ao anatintsika ao.
Inona
ary ny zavatra azo avy@Soja
-Proteine tsara
-Ny soja dia mahasolo ny hena
Ny
fomba fihinanana Soja
-Farine na cacao soja: io
dia miaro @aretim-po,mampihena ny cholesterol ao @ rà,manalefaka ny
lalandrà,sakafo be otrikaina indrindra,maivana sy mora levonina.
-Café na ronono soja
-Sauce na yaourt soja:Manampy
ny vehivavy @fitsaharan’ny fotonany.
-Germes de soja
-Toffu du soja:Miaro
@homamiandana ny nono-prostate.