ARETI-MASO
Ny areti-maso matetika dia azo avy amin’ny harerahan’ny maso
be loatra.
Eo ihany koa ny hazavana be loatra.
Fijerena fahitalavitra matetika sy aloha be loatra ka izany
dia mitarika aretina an-doha.
Mba hiarovana ny maso ary ia izao avy no azo atao
-
Lanjalanjaina ny hazavana jerenny maso,eo
amin’ny resaka teknolojia.
-
Tsy manao reraka be loatra.
-
Tsy tonga dia mijery ilay hazavana be iny.
Ohatra : masoandro na ihany koa soudure
Marihana fa dia tena manimba maso
tokoa izany.
-
Tsy mamaky teny na mijery finday rehefa mandeha.
Ny mety zavatra hiseho rehefa mihetsika ny areti-maso
-
Menamena ny maso
-
Latsaka matetika ny ranomaso
Ny Antony
-
Rivotra be loatra
-
Fahalotoan’ny manodidina
-
Ny vovoka
Ny zavatra atao manoloana izany
-
Tsy kosehina ny maso
-
Maka compresy dia asiana rano dia diovina
amin’izay.
-
Manantona tobim-pahasalamana raha tena efa tsy
zaka.
« Ny maso no jiron’ny tena,koa
amin’izany,raha tsara ny masonao,dia hazava avokoa ny tenanao rehetra »
Matio 6 : 22